Araka ny tetikandron’ny fiangonana dia ny alahady 16 novambra 2025 izao no alahadin’ny firaisan’ny sampana eto amintsika. Hisy fandaharam-potoana manokana hiarahantsika amin’ny DM amin’io ary iraisan’ny sampana rehetra sy ny antoko mpihira. Hitondra fanazavana misimisy ny mpitandrina momban’io fotoana io aorian’izao filazandraharaha izao.
Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany.
