07.09.25 Fidirana ¦ SSA

Mahazoa fahendrena,mahazoa fahalalana;Fa aza hadinoina na ihemorana ny teny aloaky ny vavako

Ohabolana 4 : 5

Ry havana malala ao amin’ny Tompo,

Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.

Ny Sampana Sekoly Alahady dia faly mampandre ny Fiangonana fa ny taom-pianarana 2025-2026 dia manomboka ny 7 septambra 2025 aminin’ny 9h30 any Saint Julien.

Manao veloma finaritra amin’ny Anaran’I Jesoa Kristy Tompontsika.

Amin’ny anaran’ny Biraon’ny Sampana Sekoly Alahady


Daty hafa : 4 oktobra 2025 Isankerintaona Sampana Sekoly Alahady SP-37 Vato Fehizoro