Alahady fankasitrahana 26 janoary 2025
Ampatsiahivina isika ry havana fa ny alahady 26 janoary 2025 ho avy izao no alahady natokantsika hankasitrahana ny: Mpitandrina Micaël Rakotozafy Biraompiangonana teo aloha Biraon’ny Sampana sy Biraon’ny Antoko Mpihira teo aloha Komity nanomana ny fifidianana Komity fanangonan-kevitra Koa mangataka antsika rehetra sy ireo voatonona hiomana amin’izany. Ny Biraon’ny Synodamparitany miaraka amin’ny DM no hitarika … Lire la suite de Alahady fankasitrahana 26 janoary 2025
Copiez-collez cette URL dans votre site WordPress pour l’inclure
Copiez-collez ce code sur votre site pour l’y intégrer