Alahady fandraisana ny Mpitandrina vaovao, 9 febroary 2025
Ho tanterahina ny alahady 9 febroary 2025, amin’ny 2 ora tolakandro, ho avy izao ny alahady fandraisana ny Mpitandrina vaovao izay hiasa eto amintsika manomboka ny 1 febroary 2025 ka hatramin’ny 31 janoary 2026. Araka ny nampitaina nandritra ny Fivorian’ny Mpandray, dia ny Mpitandrina RASOHARINAIVO Mioranantenaina no Mpitandrina hiasa eto amintsika. Isaorana an’Andriamanitra lehibe noho … Lire la suite de Alahady fandraisana ny Mpitandrina vaovao, 9 febroary 2025
Copiez-collez cette URL dans votre site WordPress pour l’inclure
Copiez-collez ce code sur votre site pour l’y intégrer